Pour poster une offre, Ajouter une annonce
Mitady lehilahy 30 taona +, hanao chauffeur taxi eto Antananarivo, tsy misotro toaka, matotra, mitandrina fahadiovana ary mikojakoja fiara.
Tsaratsara raha olona efa nanao asa chauffeur na taxi.
Asa afaka atomboka avy hatrany, koa antsoy ny 032 40 477 38 na CV sy fangatahana alefa amin’ny mail rover213s@gmail.com