Annonces , offres et demandes d'emploi récentes à Madagascar.

Pour poster une offre, Ajouter une annonce

Vous êtes intéressés par ce site ? Nous le vendons au plus offrant.  Renseignements à infos@myweb-internet.com

Terminez les casse-têtes ! Nous créons & référençons votre site internet EN SAVOIR PLUS *Prix remisé Ile de La Réunion Voyages sur mesure à Madagascar Emotion Votre devis sur mesure + 261 32 43 606 96 Découverte infos@madavoyages.com Détente Votre commerce en ligne 100 Thèmes Choisissez parmis plus de E-commerce Commencez à gagner de l'argent dès maintenant

CHUAFFEUR POIDS LOURD

Société : Anonymes

Publié le : 10/09/2020

Lieu : Tananarive

TOLOTR’ASA

Orinasa : Tsy mitonona anarana
Toeram-piasana : Ambohidratrimo – Alakamisy
Anjara asa : Chauffeur
Sokajy : Poids Lourd semi-remorque

NY TADIAVINA AMINAO
• Diplaoma B.E.P.C fara-fahakeliny
• Permis A, B, C, D, E
• Fahaizana ny lalam-pirenena miisa enina (6)
• Fahalalana mekanika ankapobeny mikasika ny kamiao
• 5 taona nanaovana asa familiana
• Tombony ho anao raha toa ka efa nanao service HOLCIM ianao

IREO ANDRAIKITRA HOSAHANINAO
• Manara-maso ny fampidinana sy fampakarana ny entana izay taterinao
• Manome hasiny ny ora voatokana hitsaharana noho ny tsy maintsy fitandrovana
ny fenitry ny fahalemana sy aro loza (H&S)
• Mitandro ny entana izay taterinao (Tsy misy very, tsy misy rovitra, sns)
• Manolo-tena amin’ny fanaovana Sonia ireo “bon de livraison”
• Manaraka ny entretien’ny kamiao sahaninao
• Mampahafantatra ny fiadidiana (direction) ny taratasin’ny fiara rehetra mialoha
ny fahalanian’ny fetr’andro faharetany
• IANAO NO MPISOLO TENA NY ORINASA EO ANATREHAN’IREO TOMPON’
NY ENTANA TATERINAO

FIFANDRAISANA
Alefaso amin’ny adiresy mailaka manaraka ny CV-nao raha voakasika
amin’izao tolotr’asa izao ianao. Manaraka eo kosa ny laharan-tariby azonao antsoina
avy hatrany raha toa ka mila fanazavana fanampiny.

Adiresy mailaka: sambatra.razanakoto@yahoo.fr
Finday : +261 34 26 500 77

Compétences requises

  • Fahaizana ny lalam-pirenena miisa enina (6)
  • Fahalalana mekanika ankapobeny mikasika ny kamiao
  • 5 taona nanaovana asa familiana

Contact

Cliquez sur l'icone ci-dessous pour postuler par mail
envoyez un email