Pour poster une offre, Ajouter une annonce
Société : Madagas_tours
Mis à jour le : 18 mars 2021
Lieu : Fianarantsoa
Agent Tourisme tour operateur any Ifanadiana (province fianarantsoa) ilay tolotr’asa
-> zavatra atao:
– Mifandray partenariat
(Agence de voyage) @ alalan’ny platforme sy Email
karama : 230 000 AR / mois
– Rehefa mahazo contrat @ lay partenariat dia mhazo bonus : 30.000AR
– Rehefa mandefa client ny partenariat: 100.000 AR
-> Tombotsoa: Fahafahana mivoaka any ivelan’ny Madagasikara, izay iantohan’ny agence.
Condition: Miasa ao @ Birao any Ifanadiana (akaiky ny Ranomafana Parc National /province Fianarantsoa)
Ny trano sy ny sakafo tsy iantohan’ny agence.