Annonces , offres et demandes d'emploi récentes à Madagascar.

Pour poster une offre, Ajouter une annonce

Vous êtes intéressés par ce site ? Nous le vendons au plus offrant.  Renseignements à infos@myweb-internet.com

MPAMATSY TRANO SY TANY AMIDY/AHOFA

Société : HadzDeco

Mis à jour le : 25 novembre 2015

Lieu : Tout Madagascar

Raha toa ianao ka :
_Vehivavy na lehilahy, mipetraka eto antananarivo sy ny manodidina
_tia sy mahavita asa mandehandeha
_tia miresaka amin’olona ary mahay mandresy lahatra,
dia mety aminao ny miditra ho :
MPAMATSY trano sy tany, ahofa na amidy
ho an’ny, agence immobilière, efa manana traikefa sy matihanina amin’izany sehatra izany.
Sarany sy fepetra:
_vola raisina avy hatrany isaky ny entana ampidirinao
_ora sy andro ary toerana iasàna malalaka (contrat free-lance)
Raha tena vonona sy liana amin’ny tolotra ianao dia antsoy ny laharana 034 98 392 57 azahoanao fanazavana fanampiny.

Compétences requises

  • Olona matanjaka
  • Tia asa mandehandeha

Contact

Cliquez sur l'icone ci-dessous pour postuler par mail
envoyez un email

Offres Similaires