Pour poster une offre, Ajouter une annonce
Société : TWO Healing HANDS MADA
Mis à jour le : 7 février 2018
Lieu : Tout Madagascar
TWO Healing HANDS SPA & BEAUTY MADAGASCAR
BRANCH OF TWO HEALING HANDS SPA SCHOOL OF MAURITIUS
PARTNERSHIP WITH CSCS INTERNATIONA MANNING LTD
– Manana traikefa amin’ny fanaovam-bolo ve ianao (coiffeurs na coiffeuses) ?
– Mahafehy ny teny anglisy, na miteny amin’ny ampahany ?
– 18 taona ka hatramin’ny 45 taona ?
– Manam-paniriana ny hiasa anaty « bateau de croisière » na « grands hotêls internationaux » ?
Ny TWO Healing HANDS SPA & BEAUTY MADADGASCAR dia afaka hanampy anao amin’ny alalan’ny fanamafisana ny traikefa efa ananao, hahafahanao miatrika avy hatrany ny fitsapana arak’asa izay ho tanterahina tsy ho ela, mahakasika ireo sehatr’asa ireo.
Antsoy mivantana ny laharana 034 49 286 13 , na manantona eny amin’ny toerana fampiofanana, andohan’ Analakely, akaiky BNI, trano misy PMU 1ère étage, ny Alatsinainy 12 sy Talata 13 Febroary amin’ny 9 ora ka hatramin’ny 12 ora – eto avy hatrany ny CV
VOAFETRA NY TOERANA !